Teny iditra | 1 maninona |
Fototeny | 2 inona |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao inona: Maninona eto ianao? Iharam-pahavoazana marary, maty: Efa ela be aho tsy nahazo taratasy tamindRakoto ka matahotra sao maninomaninona Lay |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] what of it ? what happened ? what's the matter? |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] quoi donc? qu'est-ce que c'est? qu'est-ce qui ne vas pas? |
Ohatra |
7 Ary raha tsy manatrika moa maninona? [2.643#122] 8 Fa maninona ny zanako no tsakoahina? [2.356#104] 9 maninona izato izy no mando volomaso; [2.895#88] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 maninona, manonina, mañonina, namoinan, namonany, namonian, nanoinam, nimaonan, ninomana, niomanan, nomanina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |