|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manintona
Fototeny  2  sintona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitarika: Manintona ny vy ny andriamby
Misarika: Manintona olona amin' ny sandriny ~ Manintona ny eritreritrareo aho mba handinika bebe kokoa
Mandrirotra: Maninton-tady foana io ondry io
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  manasintona
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny manintona io

Teny iditra (2/2)11  manintòna
Fototeny  12  sintona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  anintonam, antanonim, manintòna, manintona, manontany, nanotinam, nantoanim, niontanam, notamanin, notaninam

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08