|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manintsana
Fototeny  2  hintsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandraraka amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Manintsam-parasy eto io alika io fa roahy any
Manetsiketsika mba hifatratrakokoa ny zavatra afatra: Aza hadinoina ny manintsana ny famarana rehefa mividy vary
Manasivana: Manintsana fasika ny mpandalotra
Mandehandeha na mihazakazaka na mandihindihy rehefa avy mihinana mba hahalevona ny sakafo haingana
Mirara-dravina, miongo-bolo: Manintsana ny hazo sasany rehefa ririnina ~ Vorona efa nanintsana io [1.1]
Ohatra  5  sambatra kosa itony ambiaty
mahafolaka am-bozona ny taona
ka ririnina tsy mba manintsana
lohataona mamony ihany
ary fahavaratra manorobona
[2.131]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra 

Teny iditra (2/2)13  manintsàna
Fototeny  14  hintsana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manintsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18 manantsina, 19 manintsana, manintsàna, 20 minantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20