Teny iditra | manipitsipy (tsipitsipy (tsipy)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Ohatra | Nony tonga fanindroany aho, nanipitsipy teny i Dada sy Neny amin' ny hiverenako sy ny hanomanomanana tokantrano ho ahy.
[2.4] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |