|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manirano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny ranio, sns, ka mahatonga an' ireo hibontana be
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54, 1.8] hydropisie
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)6  manirano
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] afflicted with dropsy or edema
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8] hydropique
Voambolana  10  Fahasalamana

Fivaditsoratra  11  manirano, manorina, namoiran, namorany, namorian, namorina, nanamory, nanoiram, nianoram, norianam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21