Teny iditra |
manitakita
(kitakita)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamelively, mandevilevy, tsy manao tsara fitondra [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
manitakita
(kitakita)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandroaka olona na zavatra amin-katezerana, miteny na mibedy olona tsy misy fitandroankaja [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manitakita |
Ny lasa : |
nanitakita |
Ny hoavy : |
hanitakita |
Filaza mandidy : |
manitakità |
|
|
Teny iditra |
manitakità
(kitakita)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manitakita
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|