|
|
|
|

Teny iditra1  manito tady
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza biby manapaka ny tady amatorana azy
olona tsy manaiky
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] briser son lien
désobéissant, insubordonné
Singan-teny  5  manito, tady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07