|
|
|
|

Teny iditra1  manitrika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] manafina
4  [1.78] [Sihanaka] [mañitrika] manafina
5  [1.1] Mandentika: Manitrika ao anaty rano
Manafina: Manitri-bola
Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to dip, to submerge; to dive into water
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] plonger ou submerger dans l'eau; plonger
cacher
Fototeny  8  sitrika
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  manasitrika
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15  ikitranam, manitrika, mikitrana, mikitràna, namikitra, nitraikam

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28