Teny iditra | 1 manitrika |
Fototeny | 2 sitrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Bezanozano]
manafina 5 [1.78] [Sihanaka] [mañitrika] manafina 6 [1.1] Mandentika: Manitrika ao anaty rano Manafina: Manitri-bola Mandevina: Amin' ny telo no hanitrika ny razana izahay |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.7] to dip, to submerge; to dive into water |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] plonger ou submerger dans l'eau; plonger cacher |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 manasitrika |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny manitrika io |
Fivaditsoratra | 15 ikitranam, manitrika, mikitràna, mikitrana, namikitra, nitraikam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |