Teny iditra | 1 manitsakitsaka |
Fototeny | 2 hitsakitsaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Betsimisaraka]
[mañitsakitsaka] manao tsinontsinona ny namana, manavakavaka na mampihisaka amin'ny tongotra |
Tovy hevitra | 5 mañitsaka |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |