Teny iditra maniva (iva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] mietry, manetritena [Rakotosaona 1972]
  [Rajemisa 1985]
Endriteny 
maniva
naniva
haniva
Teny mitovy hevitra miva

Teny iditra mañiva
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara] mandatsa [Rakotosaona 1972]

2010/05/17