Teny iditra manizina (izina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manizina
Ny lasa : nanizina
Ny hoavy : hanizina
Filaza mandidy : manina

Teny iditra manizìna (izina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manizina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20