Teny iditra | manjambena (jambena) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Vizana ka mila tsy hahita (maso) [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to dazzle, to blind temporarily [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | éblouir, aveugler temporairement [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |