|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjavona
Fototeny  2  zavona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina
Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry
Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to glide by rapidly, to disappear
to be misty or foggy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se dit du temps de brouillard
passer rapidement, disparaître;
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny manjavona io

Teny iditra (2/2)12  manjavona
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae). Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [Betsileo]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  anjavonam, manjavona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21