Teny iditra | manjeha > manjehy (zehy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mandrefy amin' ny zehy: Manjehy ny sakan-tenona ¶ Maminavina, mametra, mamaritra, mamangitra: Aza manjehy ny andro ho lava è! [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to measure by spanning with the hand [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | mesurer par empans [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manjehy io | ||||||||||||||||
![]() |