|
|
|
|

Teny iditra1  manjelatra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  jelatra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller
Tovy hevitra  10  jelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10