|
|
|
|

Teny iditra1  manjeny
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  [1.264] Zaho kosa… voa dia eny: Singan'olona manjeny.
4  [1.244] Voronkely rava akany / Zanak'ondry dia manjeny, / singan'aina ambony tany: / Ikala maty ray sy reny.
5  [1.277] Tsy oram-baratra no midona, fa / fo feno hanina no miteny, / ka ny vetsom-panahiny kely foana / tsy sasa-mivezika sy manjeny.
6  [2.895] Hahaha, hoy ny hehiny sady nanatona ny varavarana izy, hay aty misy zana-borona manjeny ka tsy nolazain'ialahy hatrinaraina ry Fandrava.
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  mañenjy, mañinje, manjeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21