Teny iditra manjepizepy (zepizepy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjepizepy
Ny lasa : nanjepizepy
Ny hoavy : hanjepizepy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05