Teny iditra manjevozevo (zevozevo (zevo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifangaro: Manjevozevo ny kisoa sy ny ondry [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mélanger [Abinal 1888]
Endriteny 
manjevozevo
nanjevozevo
hanjevozevo
Teny mitovy hevitra manjevo

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/31