Teny iditra manjiriky
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Omby mainty misy pentina fotsy kely tokana eo an-kandriny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] robe des boeufs, noir avec petite tache blanche. [David 1952 (takila M)]
Mpanahaka  Soratr'omby

2017/03/10