|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  man
Fototeny  2  zo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mahazo, mihatra amy...: tsy fantatra izay manjo azy any lavitra any
5  enti-milaza loza na fahoriana mihatra amin' olona iray, fahafatesan-kavana: mana-manjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to befall, to happen to someone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  frapper (se dit d'un malheur) [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  manjo
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  mikendry [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16  manjo, manjò, monja, manjo, manjò, monja

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/19