Teny iditra manjofo (jofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjofo
Ny lasa : nanjofo
Ny hoavy : hanjofo
Filaza mandidy : manjofoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20