Teny iditra | 1 manjofo |
Fototeny | 2 jofo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 manjofo, najofom |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |