Teny iditra | manjonitra (jonitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manjonitra Ikoto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être triste, avoir l’air pensif, mélancolique [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |