|
|
|
|

Teny iditra1  manjopelaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopelaka ny maso raha mijery masoandro
Fototeny  4  jopelaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  manjopelana, manjopiaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11