|
|
|
|

Teny iditra1  manjoretra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be silent, to be thoughtful, to be melancholy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être silencieux, morne, mélancolique
Voambolana  6  Ontam-po
Fototeny  7  joretra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12  mijoretra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny manjoretra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11