Teny iditra | 1 manjoretra |
Fototeny | 2 joretra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be silent, to be thoughtful, to be melancholy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être silencieux, morne, mélancolique |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mijoretra |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manjoretra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |