Teny iditra | 1 mankahatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 hatra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Mitsapa, manandrana: Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay Mitono tena, manao vy very ny amy...: Nankahatra ny fahavalo izy ka saiky maty Mihaika, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] to turn aside, to deviate, to err from; to reach or attain by a wrong method, to do a thing one is told not to do; to try one another's strength, to see which is strongest, to try if one can lift a heavy weight, etc. |
Fivaditsoratra | 12 hanatrakam, mankahatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |