Teny iditra | 1 mankahia |
Fototeny | 2 hia |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahatonga ho mahia: Mankahia ny fieritreretana be loatra. / Mankahia tena izy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 mampahia |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mankahia io |
Fivaditsoratra | 10 hamaikan, hamakany, hamakian, hanamika, hanimaka, mahaanky, mahanika, mañahaky, mankahay, mankahia, mihanaka, mikahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |