Teny iditra mankaiza (aiza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mandeha ho aiza: Mankaiza moa, ry ise, ity fiaran' ny tantsaha itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go where? To lead to where? as of a road. [Richardson 1885]
 where is he (are you, etc.) going ? [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay où allez-vous (il, etc.)? [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankaiza
nankaiza
hankaiza
Teny nalaina 

2012/08/09