Teny iditra | 1 mankalalina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao |
Fototeny | 4 lalina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manalalina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |