Teny iditra mankamamy (hamy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho
¶ Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to find something sweet or pleasing or acceptable [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay trouver une chose bonne ou agréable [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankamamy
nankamamy
hankamamy
mankamamia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31