Teny iditra | mankamamy (hamy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To find something sweet or pleasing or acceptable [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trouver une chose bonne ou agréable [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |