Teny iditra | 1 mankany |
Fototeny | 2 any |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. |
Ohatra |
6 Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mankany io |
Fivaditsoratra | 14 mananky, mankany, nankamy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |