|
|
|
|

Teny iditra1  mankatavy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahatonga hatavy: Misy sakafo mankatavy
Fototeny  4  tavy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  mankatavy, vaki-manta, vaky manta

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29