Teny iditra | 1 mankatelina |
Fototeny | 2 telina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to swallow; to approve; to express thanks for [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 approuver, apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] |
Ohatra |
7 mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022#] 8 mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |