Teny iditra mankatratra (tratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatratra ny vadin' ny tena miray amin' olon-kafa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to catch one's spouse in unfaithfulness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay surprendre en adultère [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankatratra
nankatratra
hankatratra
Teny nalaina 

2012/06/09