Teny iditra | mankerỳ (erỳ) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mandeha ho erỳ: Nilanja angady nankerỳ an-tanimbary Rabozaka [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to go there, (quite far, in sight) [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | Aller là-bas, par là-bas, se rendre là-bas [Abinal 1888] | ||||||||||||
aller là-bas, (loin, visible) [Hallanger 1974] | |||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |