Teny iditra | manketo (eto) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha, manatona eto: Tsy misy mahazo manketo raha tsy antsoiko [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To come here (close by, in sight) [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Venir ici (tout près, visible) [1.8] | ||||||
Ohatra | Mandeha indray ny tafika dia manketo Mahamasina;
[2.48] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |