Teny iditra manoantoana (toantoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mahazo teny, manao kitoatoa: Ity zaza ity koa manoantoana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se méprendre, parler au hasard, agir au hasard [Abinal 1888]
Endriteny 
manoantoana
nanoantoana
hanoantoana
Teny mitovy hevitra mitoantoana

2012/06/11