|
|
|
|

Teny iditra1  manoatoa
Fototeny  2  toatoa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  amotoana, manoatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21