Teny iditra manoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Excéder, surpasser; attraper et excéder [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoatra
Ny lasa : nanoatra
Ny hoavy : hanoatra

Teny iditra manoatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Misolo [1.78]

Teny iditra mañoatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanala] Manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoatra
Ny lasa : nanoatra
Ny hoavy : hanoatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05