Teny iditra | mañobiky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Mampahasosotra [1.78] | |
Teny iditra | manobiky | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Manambaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | mañobiky, miboñaky, mibonika, mikabino |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |