Teny iditra manodoka (sodoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manodoka
Ny lasa : nanodoka
Ny hoavy : hanodoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05