Teny iditra manofoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

Teny iditra manofoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mandetika fantsika [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mañofoka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano] maty vary [Rakotosaona 1972]

2013/04/04