Teny iditra (1/2) | 1 manoha |
Fototeny | 2 toha |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka Manohitra zavatra mahery: Manoha riana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to prevent, to impede to resist, to oppose |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] empêcher, faire obstacle: résister |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manoha io |
Teny iditra (2/2) | 14 manoha |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Sihanaka]
tsy mahasalama (trano sy finoana) |
Fivaditsoratra | 17 amohan, anoham, hamona, hanoam, haoman, homana, manoha, nahaom, namaho, namoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |