Teny iditra | manoha-dia (ohatra, dia) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | mandrefy amin' ny dian-tongotra ¶ mitady hitovy na hifaninana amin' ny ambony, mitady hitovy amin' ny..., maninana [Rajemisa 1985] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny manoha-dia io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |