Teny iditra (1/2) | 1 manohina |
Fototeny | 2 tohina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] opposer, résister |
Ohatra |
7 [2.643#] Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. 8 [2.424#] Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 manohìna |
Fototeny | 14 tohina |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#710] |
Fivaditsoratra | 18 anohinam, hamoinan, hamonany, hamonian, hanoinam, himaonan, hinomana, hiomanan, homanina, inonaham, mahonina, manohìna, manohina, mihañona, nahainom, namiohan, namohany, niahonam, nianoham, nihaonam, nohanaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |