Teny iditra (1/2) | 1 manohoka |
Fototeny | 2 tohoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 manohoka |
Fototeny | 10 hohoka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 amokohan, hamonako, hanokoam, hanomoka, manohoka, namohako, namokoha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |