Teny iditra | manoitra (oitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manainga zavatra mavesatra na miraikitra amin' ny alalan' ny fanoto na bara vy na angady [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To raise by a lever. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | amitrano, manoitra, mianotra, mita rano, mitarona, rano maty, tanimora, tany mora |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |